4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tiako loatra - TOVO J'HAY

Alahelo anao

Ao am-poko ao

Miakatra tsy toa

Mankarary, mankarary an-doha



Tiako foana ianao

Tiako tsotr’izao

Ny fiainako nandeha

Hadalana, hadalana ety



    Tsy mety tonga lafatra

    Tsy mahavita zavatra

    Raha tsy misy anao

    Isan’andro izao



Fitiavako hatrizao

Raha lazaiko anao

Mananika tokoa

Manatratra ahy, manatratra soa



    Tsy mety tonga lafatra

    Tsy mahavita zavatra

    Raha tsy misy anao

    Isan’andro izao



    Tiako foana ianao

    Tiako ianao





Tovo J’hay et Lola

Partager tiako loatra

Commenter tiako loatra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe TOVO J'HAY

Suite